Version malgache de la chanson « Haven't seen it yet » de Danny Gokey. Abonnez-vous ! Suivez-moi sur Facebook : / tefymusicofficiel La version originale : • Danny Gokey - Haven't Seen It Yet La version instrumentale : • Danny Gokey - Haven't Seen It Yet - Instru... Traduction malgache par Tefy Music PAROLES : Efa impiry nivavaka, nangataka tamin’ny Tompo ianao, Nefa mbola tsy nahazo valiny hatramin’izao ? Efa impiry nijaly sy nandatsa-dranomaso ianao, Dia mbola mitohy foana izany hatramin’izao ? Aza adino anefa ireo zava-drehetra nataony Izay mbola afaka averiny atao aminao REFRAIN : Fa toy ilay masoandro Miandry ao ambadiky ny haizin’ny alina Ka mahereza, minoa, matokia Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao Mety efa eo fa tsy tsapanao Na koa nomeny fa nolavinao Mahereza foana, manantenà foana Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao (Ooooh) Mety mbola tsy hitanao ilay valim-bavakao (Ooooh) Mety mbola tsy hitanao Fa nefa Nalaminy ny fandaharam-piainanao Ireo tsara sy ratsy izay hainy fa hankahery anao Koa aza manahy mihitsy, efa momba anao i Jesoa Kristy Satria noho ny Fitiavany anao no nahafatesany, Oh ! [REFRAIN] Voninahitra ho Azy irery Ny Fitiavany no lehibe indrindra Mbola ho ampifaliany ianao Amin’ny endrika tsy nampoizinao, raha mino ianao [REFRAIN] #TefyMusic #DannyGokey #HaventSeenItYet #MalagasyCover #Cover