Culte fpma Aix-Marseille 28/11/21 FITONDRANTENA ANKASITRAHAN’ANDRIAMANITRA “Farany, ry havana, efa nianaranareo taminay ny fitondrantena ankasitrahan’Andriamanitra, ary efa manaraka izany rahateo ianareo. Kanefa dia izao no iangavianay sy ampirisihinay anareo amin’ny anaran’i Jesoa Tompo : manaova tsaratsara kokoa hatrany!” 1 Tess 4 : 1